|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tratra antitra |
| Singan-teny | 2tratra, 3antitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny fanaovam-beloma sy firariana ho tratra antitra anie; teny fiarahabana andriana fahizay ary mbola fampiasa koa ankehitriny rehefa hanao veloma mba ho firariana ho ela velona.
6ela velona sy maro andro niainana. [1.1] |
| Voambolana | 7 Teny fanajana |
| Mpanahaka | 8 traraantitra, 9 trarantitra, 10 tratrantitra |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|